|
|
|
|

Teny iditra1  gadrafohy
Singan-teny  2 gadra, 3 fohy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 ny gadrafohy dia ireo misy gadra namatotra nisaraka ny tongony roa, ary fohy nifanakaiky ireo gadra ireo ka zara raha afa-namindra ny tongony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [gadra foly] fohy) A short chain, a fetter. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 Fers courts mis aux pieds, et si rapprochés qu'on peut à peine changer les pieds de place [1.3]
Ohatra  8  [2.366#]
Tohi-kevitra  9 gadra lava

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/22